2 Tantara 28:8 MG1865

8 Ary ny Zanak'isiraely nahazo sambo-belona roa hetsy tamin'ireo havany, dia vehivavy sy zazalahy sy zazavavy, ary nahazo babo betsaka taminy koa izy, dia nentiny tany Samaria ireny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:8 amin'ny teny manodidina.