2 Tantara 29:5 MG1865

5 Ary hoy izy taminy: Mihainoa ahy, ianareo Levita, ka hamasino ny tenanareo izao, ary hamasino koa ny tranon'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, ary esory amin'ny fitoerana masina ny loto.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:5 amin'ny teny manodidina.