2 Tantara 3:8 MG1865

8 Ary nanao ny efi-trano masina indrindra izy: ny lavany dia roa-polo hakiho mifanerana amin'ny sakan'ny trano, ary roa-polo hakiho koa ny sakany; ary nopetahany takela-bolamena tsara talenta enin-jato izy

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 3

Jereo 2 Tantara 3:8 amin'ny teny manodidina.