2 Tantara 30:22 MG1865

22 Ary Hezekia dia nankasitraka ny Levita rehetra, izay nanana fahaizana ho an'i Jehovah; ary nihinana ny Paska hafitoana izy sady nanatitra fanati-pihavanana koa sy nisaotra an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:22 amin'ny teny manodidina.