2 Tantara 30:25 MG1865

25 Ary faly ny fiangonana, dia ny Joda rehetra sy ny mpisorona sy ny Levita sy izay rehetra tafangona avy tamin'ny Isiraely mbamin'ny vahiny izay avy tany amin'ny tany Isiraely ary izay nonina tany Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:25 amin'ny teny manodidina.