2 Tantara 31:13 MG1865

13 Ary Jehiela sy Azazia sy Nahata sy Asahela sy Jerimota sy Jozabada sy Eliala sy Jismakia sy Mahata ary Benaia, fehin'i Konania sy Simey rahalahiny, no tonian'ireny, araka ny didin'i Hezekia mpanjaka sy Azaria, mpanapaka ny tranon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:13 amin'ny teny manodidina.