2 Tantara 31:20 MG1865

20 Ary toy izany no nataon'i Hezekia eran'i Joda rehetra; fa nanao izay tsara sy mety ary marina eo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:20 amin'ny teny manodidina.