2 Tantara 31:3 MG1865

3 Ary ny hatao fanatitra dorana rehetra dia nomen'ny mpanjaka avy tamin'ny fananany, dia ny fanatitra dorana maraina sy hariva sy ny fanatitra dorana atao amin'ny Sabata sy amin'ny voaloham-bolana sy amin'ny fotoam-pivavahana, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:3 amin'ny teny manodidina.