10 Izao nolazain'i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo ?
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32
Jereo 2 Tantara 32:10 amin'ny teny manodidina.