2 Tantara 32:12 MG1865

12 Tsy io Hezekia io ihany koa va no nandrava ny fitoerana avony sy ny alitarany ary nandidy ny Joda sy Jerosalema ka nanao hoe: Eo anoloan'ny alitara iray no iankohofanareo sy handoroanareo ditin-kazo manitra ?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:12 amin'ny teny manodidina.