2 Tantara 32:18 MG1865

18 Dia niantso tamin'ny feo mahery izy ka nanao teny Jiosy teo anatrehan'ny mponina tany Jerosalema izay teny ambonin'ny manda hampitahorany sy hampangorohoroany azy mba hahafahany ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:18 amin'ny teny manodidina.