2 Tantara 32:23 MG1865

23 Ary ny maro nitondra fanatitra ho an'i Jehovah tany Jerosalema sy zava-tsoa ho an'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda; dia nalaza teo imason'ny firenena rehetra izy hatramin'izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:23 amin'ny teny manodidina.