2 Tantara 32:25 MG1865

25 Fa Hezekia tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona ny fony, dia niharan'ny fahatezerana izy mbamin'ny Joda sy Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:25 amin'ny teny manodidina.