2 Tantara 32:30 MG1865

30 Ary notampenan'io Hezekia io ny fivoahan'ny rano ambony any Gihona ka nampandehaniny tany ambanin'ny tany hidina mahitsy ho any andrefan'ny Tanànan'i Davida izany. Ary nambinina tamin'ny asany rehetra Hezekia.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:30 amin'ny teny manodidina.