13 ka nivavaka taminy; ary Jehovah nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin'ny fanjakany. Ka dia fantatr'i Manase fa Jehovah no Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33
Jereo 2 Tantara 33:13 amin'ny teny manodidina.