2 Tantara 33:18 MG1865

18 Ary ny tantaran'i Manase sisa mbamin'ny vavaka nataony tamin'Andriamaniny sy ny tenin'ireo mpahita izay niteny taminy tamin'ny anaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely indro, ao amin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33

Jereo 2 Tantara 33:18 amin'ny teny manodidina.