2 Tantara 33:6 MG1865

6 Ary ny zanany nampamakiny ny afo teo an-dohasahan'ny taranak'i Hinoma, sady nanandro sy nanao sikidy izy sy nanana ody ary naka ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana, dia nahery nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy ka nampahatezitra Azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33

Jereo 2 Tantara 33:6 amin'ny teny manodidina.