2 Tantara 34:10 MG1865

10 Ary natolony ho eo an-tanan'ny lehiben'ny mpiasa izay voatendry hitandrina ny amin'ny tranon'i Jehovah izany, ary natolotr'ireo kosa ho an'ny mpiasa izay niasa tao an-tranon'i Jehovah hanamboarana sy hanamafiana ny trano;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:10 amin'ny teny manodidina.