2 Tantara 34:14 MG1865

14 Ary raha namoaka ny vola izay nampidirina tao an-tranon'i Jehovah izy, Hilkia mpisorona dia nahita ny bokin'ny lalàn'i Jehovah, ilay nampilazaina an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:14 amin'ny teny manodidina.