18 Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin'ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen'i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin'i Safana teo anatrehan'ny mpanjaka ny boky.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34
Jereo 2 Tantara 34:18 amin'ny teny manodidina.