2 Tantara 34:22 MG1865

22 Ary Hilkia sy izay notendren'ny mpanjaka dia nankany amin'i Holda mpaminanivavy, vadin'i Saloma, zanak'i Tokehata, zanak'i Hasra, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tany Jerosalema tao amin'ny tanàna ambany ravehivavy) ary niresaka izany taminy izy ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:22 amin'ny teny manodidina.