2 Tantara 34:26 MG1865

26 Fa ny amin'ny mpanjakan'ny Joda kosa izay naniraka anareo hanontany amin'i Jehovah, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin'ny teny izay efa novakinao,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:26 amin'ny teny manodidina.