2 Tantara 34:28 MG1865

28 Koa, indro, hangoniko any amin'ny razanao ianao ary hangonina any amin'ny fasanao amin'ny fiadanana, ka ny masonao dia tsy mba hahita izay loza rehetra ho entiko mamely ity tanàna ity sy ny mponina eto. Dia nitondra valiny ho any amin'ny mpanjaka izy ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:28 amin'ny teny manodidina.