2 Tantara 34:31 MG1865

31 Ary ny mpanjaka nitsangana teo amin'ny fitoeran'andriana, dia nanao fanekena teo anatrehan'i Jehovah hanaraka Azy sy hitandrina ny lalàny sy ny teni-vavolombelony ary ny didiny amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra, hankatò ny tenin'ny fanekena izay voasoratra ao amin'izany boky izany,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:31 amin'ny teny manodidina.