2 Tantara 35:1 MG1865

1 Ary Josia nitandrina ny Paska tany Jerosalema ho an'i Jehovah; dia namono ny Paska ny olona tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:1 amin'ny teny manodidina.