2 Tantara 35:11 MG1865

11 Dia novonoin'ny olona ny Paska, ary natopin'ny mpisorona ny rà teny an-tànany, dia vao nohodiran'ny Levita kosa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:11 amin'ny teny manodidina.