2 Tantara 35:20 MG1865

20 Ary rehefa afaka izany rehetra izany, nony efa namboarin'i Josia ny tempoly, dia niakatra Neko, mpanjakan'i Egypta, hiady tany Karkemisy eo amoron'i Eofrata; ary Josia nivoaka hiady aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:20 amin'ny teny manodidina.