2 Tantara 35:22 MG1865

22 Fa Josia tsy nety nihodina niala taminy, fa nody olon-kafa mba hiady taminy ka tsy nety nihaino ny tenin'i Neko, izay nampilazain'Andriamanitra azy, fa nandeha hiady taminy ihany teo amin'ny lohasahan'i Megido.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:22 amin'ny teny manodidina.