2 Tantara 35:9 MG1865

9 Ary Konania sy Semaia sy Netanela rahalahiny ary Hasabia sy Jeiela sy Jozabada, lehiben'ny Levita, nanome ondry aman'osy dimy arivo ho an'ny Levita hatao Paska ary omby dimam-jato.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 35

Jereo 2 Tantara 35:9 amin'ny teny manodidina.