2 Tantara 36:10 MG1865

10 Ary nony niherina ny taona, dia naniraka Nebokadnezara mpanjaka ka nitondra azy mbamin'ny fanaka tsara tao an-tranon'i Jehovah ho any Babylona, dia nampanjaka an'i Zedekia rahalahin-drainy tamin'ny Joda sy Jerosalema izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:10 amin'ny teny manodidina.