2 Tantara 36:12 MG1865

12 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan'i Jeremia mpaminany, izay nilaza ny tenin'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:12 amin'ny teny manodidina.