2 Tantara 36:19 MG1865

19 Dia nodorany koa ny tranon'Andriamanitra, ary noravany ny mandan'i Jerosalema; ny lapan'andriana rehetra tao koa dia nodorany tamin'ny afo, ary ny fanaka tsara rehetra tao nosimbany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:19 amin'ny teny manodidina.