2 Tantara 36:8 MG1865

8 Ary ny tantaran'i Joiakima sisa sy ny fahavetavetana nataony mbamin'izay toetoeny rehetra, dia, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny Joda izany; ary Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:8 amin'ny teny manodidina.