2 Tantara 4:16 MG1865

16 Ary ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron'afo sy ny fitrebika ary ny fanaka rehetra momba azy dia nataon'i Hiram-aby ho an'i Solomona mpanjaka ho amin'ny tranon'i Jehovah tamin'ny varahina manganohano.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 4

Jereo 2 Tantara 4:16 amin'ny teny manodidina.