2 Tantara 4:22 MG1865

22 ary ny antsy sy ny lovia famafazana sy ny lovia kely sy ny fitoeran-davenon-jiro dia samy volamena tsara; ary ny lela-varavarana teo anatin'ny trano, dia ny mankao amin'ny fitoerana masina indrindra, sy ny lela-varavarana ho amin'ny ati-trano lehibe dia samy volamena avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 4

Jereo 2 Tantara 4:22 amin'ny teny manodidina.