2 Tantara 4:3 MG1865

3 Ary teo ambanin'ny tavin-drano lehibe nisy sarin'omby manodidina azy, dia folo amin'ny iray hakiho manodidina. Roa andalana ny sarin'omby sady niara-natao an-idina tamin'ny tavin-drano. .

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 4

Jereo 2 Tantara 4:3 amin'ny teny manodidina.