2 Tantara 4:6 MG1865

6 Ary nanao tavin-drano folo koa izy hanasana, ny dimy nataony tamin'ny ankavanana, ary ny dimy tamin'ny ankavia; ary ny zavatra hatao fanatitra dorana dia nakobaka teo; fa ny tavin-drano lehibe kosa dia fisasan'ny mpisorona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 4

Jereo 2 Tantara 4:6 amin'ny teny manodidina.