2 Tantara 5:14 MG1865

14 ka dia tsy nahajanona hanao fanompoam-pivavahana ny mpisorona noho ny rahona; fa feno ny voninahitr'i Jehovah ny tranon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 5

Jereo 2 Tantara 5:14 amin'ny teny manodidina.