2 Tantara 6:13 MG1865

13 fa efa nanao fitaingenana varahina izy, ary napetrany teo afovoan'ny kianja io (dimy hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny hahavony); dia nitsangana teo amin'io izy ka nandohalika teo anatrehan'ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ary namelatra ny tànany manandrify ny lanitra

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:13 amin'ny teny manodidina.