2 Tantara 6:3 MG1865

3 Ary ny mpanjaka nitodika ka nitso-drano ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra (nitsangana avokoa ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra),

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:3 amin'ny teny manodidina.