2 Tantara 6:40 MG1865

40 Ankehitriny, ry Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hihiratra ny masonao, an aoka ny sofinao hihaino ny vavaka atao amin'ity fitoerana ity.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6

Jereo 2 Tantara 6:40 amin'ny teny manodidina.