8 Nefa hoy Jehovah tamin'i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an'ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 6
Jereo 2 Tantara 6:8 amin'ny teny manodidina.