2 Tantara 7:14 MG1865

14 raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7

Jereo 2 Tantara 7:14 amin'ny teny manodidina.