2 Tantara 7:20 MG1865

20 dia hongotako amin'ny tany izay nomeko anareo; ary hofongorako tsy ho eo imasoko ity trano nohamasiniko ho an'ny anarako ity sady hataoko ho ohabolana sy ho ambentinteny any amin'ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7

Jereo 2 Tantara 7:20 amin'ny teny manodidina.