2 Tantara 7:3 MG1865

3 Ary nony hitan'ny Zanak'Isiraely rehetra ny nilatsahan'ny afo sy ny voninahitr'i Jehovah teo ambonin'ny trano, dia niankohoka tamin'ny lampivato izy ka nivavaka sy nidera an'i Jehovah, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7

Jereo 2 Tantara 7:3 amin'ny teny manodidina.