2 Tantara 8:16 MG1865

16 Toy izany no nanamboaran'i Solomona ny asa rehetra nataony hatramin'ny andro nanorenany ny tranon'i Jehovah ka ambara-pahavitany; ka dia vita tsara ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 8

Jereo 2 Tantara 8:16 amin'ny teny manodidina.