2 Tantara 8:9 MG1865

9 Fa ny Zanak'isiraely dia tsy mba nampanaovin'i Solomona izany, fa ireo kosa no miaramila sy komandin'ny mpanafika malaza ary komandin'ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 8

Jereo 2 Tantara 8:9 amin'ny teny manodidina.