2 Tantara 9:16 MG1865

16 Ary nanao ampinga volamena telonjato koa izy tamin'ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely telon-jato no napetaka tamin'ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin'ny trano Alan'i Libanona lreo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:16 amin'ny teny manodidina.