2 Tantara 9:21 MG1865

21 Fa ny mpanjaka nanana sambo mpankany Tarsisy niaraka tamin'ny mpanompon'i Hirama; ary indray mandeha isan-telo taona no nihavian'ny sambon'i Tarsisy nitondra volamena sy volafotsy sy ivory sy rajako ary vorombola.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:21 amin'ny teny manodidina.