2 Tantara 9:26 MG1865

26 Ary nanjaka tamin'ny mpanjaka rehetra hatramin'ny Ony ka hatramin'ny tanin'ny Filistina ary hatramin'ny sisin'i Egypta izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:26 amin'ny teny manodidina.